|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy hita hirangirana |
| Singan-teny | 2tsy, 3hita, 4hirangirana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6be dia be, tsy hita lany, tsy hita fara.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7completement invisible, incompréhensible.
[1.3] 8Une affaire inextricable : on ne voit rien à travers les fentes. 9Se disait aussi d' une foule compacte. [2.415#3315] |
| Tovy hevitra | 10tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|